Teny iditra | manokana (tokana) | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Irery, tsy miaraka amin' ny hafa: Nalainy manokana izy. [1.1] | ||||||||
Tsy iraisana amin'ny hafa [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Propre; particulier [1.13] | ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||
Teny iditra | manokana (tokana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manavaka olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hafa: Manokana marary amin' ny trano hafa ny dokotera Mitahiry: Manokana vola isam-bolana hanaovana fiantrana izy [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | manokàna (tokana) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manokana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fivaditsoratra | manakona, manankoa, manokana, manonaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25 |