Teny iditra manokatra (sokatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony -- Manala ny saronjavatra na izay manafina azy: Manoka-bilany. / Tsy fomba ny manokatra taratasin' olona
¶ Mamoha, manatanatana, mamelatra: Manoka-bava. / Samia manokatra ny bokiny [Rajemisa 1985]
  [Taisaka] mamoha [Rakotosaona 1972]
 (manôkatra) mamoha [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy same as mamokatra. [Richardson 1885]
Endriteny 
manokatra
nanokatra
hanokatra
manokafa

Teny iditra mañokatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mamoaka avy ao andavaka, mamadika [Rakotosaona 1972]

2010/05/06