Teny iditra manoko latabatra
Singan-teny manoko ; latabatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mikarakara ka mandahatra ny vilia aman-tsotro hisakafoana [1.1]
Ohatra I Neny manokom-bary sy laoka ary manoko latabatra. [2.4]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25