Teny iditra manokom-bary olona
Singan-teny manokom-bary ; olona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Eo antin' ny 11 ora antoandro; enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran' ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin' ny enina na fito hariva eo; hita amin' itỳ fombam-pitenenana itỳ fa ny hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe) [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20