Teny iditra manokona (tokona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikarakara ny sakafo andrahoina, manietraka azy eo ambony toko: Andeha hody aho hanokom-bary, [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manokona
Ny lasa : nanokona
Ny hoavy : hanokona
Filaza mandidy : manona
Kamban-teny 

Teny iditra manokòna (tokona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manokona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18