Teny iditra manolaka (tolaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manodina: Nisy rivotra nanolaka ny varavarana
¶ Mamily, manasafelika: Hainy ny manolaka ny hevitry ny teny anankiray
¶ Mamindra, manilika: Aza sendra izay olon-dratsy manolaka voina amin' ny sasany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to quibble about something, to use a studied ambiguity of expression about anything, to turn away from its true meaning or intention. [Richardson 1885]
Endriteny 
manolaka
nanolaka
hanolaka
manolaha
Teny mitovy hevitra manolakolaka

Teny iditra manolaka (tolaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy (teny tranainy) Enti-milaza olona manoto vintana [Rajemisa 1985]

Teny iditra manôlaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] manary zaza [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manolaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka, Tambahoaka] mamosavy [Rakotosaona 1972]

2013/04/04