Teny iditra manolaky
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taimoro] mamoaka ny omby avy ao am-bala ihany, kanefa tsy iandrasana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manolaky
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taimoro] manosika, maharevo (fitiavana) [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] manosika
¶ mampirisika
¶ maka vehivavy ankeriny [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañolaky (holaky)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mianjera [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manolaky
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mandronjona [Rakotosaona 1972]

2010/05/06