Teny iditra manolana (olana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manodin-javatra ny ilany miankavia, ny ilany miankavanana: Manolan-damba
¶ Mamoritra: Manolam-pary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to twist rope [Richardson 1885]
 to twist, to complicate [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tordre, rendre compliqué [Hallanger 1974]
Endriteny 
manolana
nanolana
hanolana
manolàna

Teny iditra mañolana
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] maka vehivavy amin-kery [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] maka vehivavy anterisetra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manolàna (olana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manolana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/06/10