Teny iditra manolatra (solatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy manilaka, mampikipaka, mampiempaka: Nanolatra ny hodiny fotsiny ny vato [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manolatra
nanolatra
hanolatra
manolara

Teny iditra manolatra (holatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay se cicatriser [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Endriteny 
manolatra
nanolatra
hanolatra

2014/11/17