Teny iditra manolikoly (kolikoly (koly))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manambitamby tafahoatra, manangolingoly: Izy no nanolikoly ny zanako ka nahasimba azy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to cajole; to care for [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay cajoler, entraîner par des promesses [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
manolikoly
nanolikoly
hanolikoly
manolikole
Mpitovy hevitra manakolikoly

Teny iditra manolikoly (kolikoly (koly))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manome vola na zavatra tsy ara-dalàna; manome kolikoly, vola mba hitadiavan-tsitraka: Mendri-tsazy lehibe izay manolikoly mpanao raharaham-panjakana ~ Tokony hosazina izay manolikoly ny mpiasam-panjakana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to bribe [Hallanger 1973]
Haiendriteny 
manolikoly
nanolikoly
hanolikoly
manolikole
Mpitovy hevitra manakolikoly

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31