Teny iditra manolo (solo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manova hafa: Tsy mono na manolo mpampianatra efa za-draharaha
¶ Miova: Lasa nanolo akanjo izy
¶ Manonitra, manefa: Izaho no hanolo ny volanao fa aza matahotra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay remplacer, compenser, rendre, changer [Abinal 1888 takila 623]
Haiendriteny 
manolo
nanolo
hanolo
manoloa
Ohatra 
1Aoka hanolo akanjo aho vao mandeha (Je vais changer d'habit avant de partir) [Abinal 1888, takila 623]
2Soloy aho anio, fa hanolo anao kosa aho rahampitso (Remplaccz-moi aujourd'hui et je vous remplacerai demain) [Abinal 1888, takila 623]
3Mba aloavy kely ny vidin-tsatroko, fa hanolo ny volanao aho (Payez mon chapeau et je vous rendrai votre argent) [Abinal 1888, takila 623]
4Ataovy ity raharaha ity indroa andro, fa hanolo ny andronao aho (Faites ce travail pendant deux jours et je travaillerai deux jours à votre place) [Abinal 1888, takila 623]

Teny iditra mañolo
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] manodidina [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/15