Teny iditra manoloana (oloana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manatrika eo anatrehana: Indreto ny zanakareo manoloana anareo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to put one's self in front of another yet face to face. [Richardson 1885]
 to be in face of, to be in front of [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être devant, en face de [Hallanger 1974]
Endriteny 
manoloana
nanoloana
hanoloana
manoloàna
Ohatra 
1Moa va tsy fantsakana ny lavakom-barika iray manoloana azy; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 56]
2Tsy nanana fiaramanidina ry zareo, ny tafika manoloana azy sy ny fitaovana ampiasainy koa dia efa avy nisedra ny Alemana tany Afrika. [Andraina: Mitaraina, takila 142]

Teny iditra manoloàna (oloana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manoloana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/05