Teny iditra manolokolo (kolokolo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikarakara fatratra, manao izay hahasoa lalandava: Aza hadinoina ny manolokolo ireto voninkazo ireto mandritra ny tsy maha-eto ahy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to treat with special care, to cherish [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay prendre soin de; chérir [Hallanger 1974]
Endriteny 
manolokolo
nanolokolo
hanolokolo
manolokoloa
Teny mitovy hevitra manakolokolo
Ohatra Ifarimbonan' izy mianakavy ireny ka eny an-tsaha eny no ahitana azy rehetra manolokolo ny voliny. [Rakotonandrasana: Tantsaha]

2012/06/11