Teny iditra manolo-tsaina (tolotra, saina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manoro hevitra na mampiseho izay heveriny ho mety amin' ny tokony hatao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to give advice [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay conseiller [Hallanger 1974]

2012/06/13