Teny iditra manomana (omana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao vonona mialoha izay ilaina amin' ny fanatanterahana zavatra iray: Manomana ny fetin' ny reny Isambilo sy na anabaviny ~ Manomana fiadiana ny fahavalo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to decorate, to make ready to go, to put in readiness. [Richardson 1885]
 to prepare, to make ready [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay préparer, faire les préparatifs [Hallanger 1974]
Endriteny 
manomana
nanomana
hanomana
manonàna

Teny iditra manomàna (omana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manomana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/06/09