Teny iditra manombina (tombina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mametraka zavatra na olona ka atao izay hahazoany toerana tsara [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manombina
Ny lasa : nanombina
Ny hoavy : hanombina
Filaza mandidy : manomna

Teny iditra manombina (sombina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maka manala ilany kely: Manombin-kena
Mandroritra, manintona: Ny zokiny ihany no nanombina ny sofiny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manombina
Ny lasa : nanombina
Ny hoavy : hanombina
Filaza mandidy : manomna
Kamban-teny 

Teny iditra manombìna (sombina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manombina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12