Teny iditra manombo (hombo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamantsika, mihazona na mitana mafy: [...]
¶ Mandentika olona amin' ny teny nataony i [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to fasten with nails or spikes [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   attacher avec des chevilles ou des clous [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manombo
nanombo
hanombo
manomboa

Teny iditra manombo (tombo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   ( mihombo no fampiasa matetika kokoa): Mihamafy (enti-milaza aretina): Nanombo ny aretiny hatramin' ny omaly [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny   mihombo

Teny iditra manombo
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mitombo [Bara] [Rakotosaona 1972]
   manitatra, mihalehibe [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   mampitombo, manitatra [Tanosy] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra Manombo
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Dikanteny frantsay   fleuve de la région du nord-ouest de la sous-préfecture de Tuléar ... Il reçoit sur sa rive droite l'Adranojaza [Rajemisa 1966]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/05