Teny iditra manombotomboka (tombotomboka (tomboka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] miampanga lainga [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] mandainga [Rakotosaona 1972]
 Miampanga olona amin' ny zavatra tsy nataony, tsy misy antony; manendrikendrika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manombotomboka
nanombotomboka
hanombotomboka
manombotomboha

2013/04/05