Teny iditra manombotra (ombotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy [ mañombotra ] [Tanala, Tanosy] manongotra [Rakotosaona 1972]
 Manongotra amin-kery [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to pluck up, to eradicate. [Richardson 1885]
Endriteny 
manombotra
nanombotra
hanombotra
manombota

2010/05/14