Teny iditra manome haja (ome, haja)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manolotra fankasitrahana, manotrona sy manao izay hahamendrika ny hafa eo amin' ny fotoana lehibe [Rajemisa 1985]

2010/02/28