Teny iditra manome laza (ome, laza)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mankalaza
Ohatra Ireny no maneno sahala amin' ny lakolosy am-bovonana ka manome laza hafahafa tsy sitrany. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31