Teny iditra manome loza
Singan-teny manome ; loza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Milaza ho tsy tompon' andraikitra ary manilika ny hadisoana amin' ny hafa; miampanga tsy marina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16