Teny iditra manome toky
Singan-teny manome ; toky
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manambara fa hanatanteraka izay ilaina sy tadiavina aminy na sarotra izany na mora; mametra-teny [1.1]
  mampanantena [1.13]
Fanazavàna teny anglisy To reassure, to promise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Promettre [1.8, 1.13]
 Rassurer [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06