Teny iditra manomoka (homoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsako nefa tsy misy na inona na inona tsakoina ary mikombona ny vava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To hold something in the mouth witout swallowing it [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manomoka
Ny lasa : nanomoka
Ny hoavy : hanomoka
Tovy hevitra manomokomoka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19