Teny iditra manomokomoka (homokomoka (homoka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsako zavatra nefa ny vava tsy misokatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manomokomoka
nanomokomoka
hanomokomoka
manomokomoha

2013/04/05