Teny iditra manompana (ompana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandraikitra, manankina: Betsaka no manompana ny fanantenany amin'ny hevi-dravina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to tie, to join, as dovetailed boards, etc. [Richardson 1885]
Endriteny 
manompana
nanompana
hanompana
manompàna

Teny iditra manompàna (ompana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manompana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/05