Teny iditra manompirana (sompirana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao zavatra, mipetraka, mijery... tsy mba mahitsy fa mivilana: Manompirana foana io vehivavy io rehefa mipetraka
¶ Miolaka: Manompirana io lalana io rehefa tonga erỳ ambanimbany erỳ
¶ Misafelika: Nanompirana ny zandary no nahazoany ireo mpangalatra omby [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manompirana
nanompirana
hanompirana
manompirna

Teny iditra manompiràna (sompirana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manompirana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/05