Teny iditra manonaka (honaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mianjera noho ny havizanana na ny hatavezana; miforetaka tsy afa-mandeha noho ny taviny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manonaka
Ny lasa : nanonaka
Ny hoavy : hanonaka
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05