Teny iditra manondraka (tondraka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mampiditra rano amin' ny tany fambolena [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to water, to moisten [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   arroser, humecter [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manondraka
nanondraka
hanondraka
manondraha

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/05