Teny iditra manondrika (ondrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampilefitra (loha), mampirona, mampiraika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make to bow. [Richardson 1885]
Endriteny 
manondrika
nanondrika
hanondrika
manondreha

Teny iditra manondrika
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] mandronjina [Rakotosaona 1972]

2010/05/06