Teny iditra manondrokondroka (hondrokondroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaitra ny filan' ny nofo amin' ny fihetsika pilapilaka sy jefijefy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manondrokondroka
nanondrokondroka
hanondrokondroka
manondrokondroha

2013/04/05