Teny iditra manonga
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] miakatra [Rakotosaona 1972]
  [Provincial] (fitenim-paritra) miakatra [Rajemisa 1985]
 misonga, mitombo, miakatra, miakatra hatrany [SLP 1986]
Famaritana frantsay croître, augmenter [SLP 1986]
Endriteny 
manonga
nanonga
hanonga

Teny iditra manonga (onga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoritra, manainga kely ny ilany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manonga
nanonga
hanonga
manon

Teny iditra manongà (onga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonga [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/05