Teny iditra manongaka (ongaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manesotra, mifaoka, mitondra (zavatra maro): Rivotra ve no nanongaka ny tafontranonareo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manongaka
Ny lasa : nanongaka
Ny hoavy : hanongaka
Filaza mandidy : manongaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20