Teny iditra manongana (ongana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maniera zavatra ka ny lohany no atao ambany: Iza no nanongana ity sarivongana ity?
Mitovy hevitra: mamotitra ~ mampifamadika ~ manatotongana ~ manatsingoloka ~ manatsontsorika ~ manohoka
¶ Manesotra olona amin' ny toerana ambony nisy azy: Ny Jeneraly no nanongana ireo minisitra rehetra teo aloha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to thrown down, to reduce, to expel. [Richardson 1885]
 to cast down; to overthrow a ruler; to disgrace [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay jeter à terre; renverser un souverain ou un gouvernement; excommunier [Hallanger 1974]
Endriteny 
manongana
nanongana
hanongana
manongàna

Teny iditra manongàna (ongana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongana [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/05