Teny iditra manongika (tongika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampitohitohy, mamoritra, mitohy: Manongika valala
Mandrisika hanao ratsy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manongika
Ny lasa : nanongika
Ny hoavy : hanongika
Tovy hevitra manatongika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05