Teny iditra manongoa (tongoa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manavosa, manavovona, mampifanongoa: Manongoava vato eto amin' itỳ toerana itỳ [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manongoa
Ny lasa : nanongoa
Ny hoavy : hanongoa
Filaza mandidy : manongoava
Kamban-teny 

Teny iditra manongoa (tsongo)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongo [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20