Teny iditra manongom-barotra (songona, varotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mahita olon-kafa mitady hividy ilay zavatra efa nokasaina hovidina ka manondrotra indray ny vidiny efa nomena [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31