Teny iditra manongona (songona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihoatra ny hafa mifaninana amin' ny tena: Tsy nisy nanongona ny soavaliko ka lasany ny voalohany
Misosoka mihoatra ny hafa, maka toeran' olona ho an' ny tena: Nahongona azy Rabe rahalahiny tamin' ny fanadinana
Manome vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Manongom-barotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manongona
Ny lasa : nanongona
Ny hoavy : hanongona
Filaza mandidy : manonna
Tovy hevitra misongona
Kamban-teny 

Teny iditra manongòna (songona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20