Teny iditra manonja (onja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy onja, misamboaravoaran' ny onja: Nanonja ny ranomasina androany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to rise up in waves, to undulate. [Richardson 1885]
 to rise up in waves [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay avoir les flots agités [Hallanger 1974]
Endriteny 
manonja
nanonja
hanonja
manonjà
Ohatra Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa... [Andriamalala: Ranomasina, takila 36]
Teny nalaina 

Teny iditra manonjà (onja)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonja [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/13