Teny iditra manonjaka (onjaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mively, mikapoka, amin' ny langilangy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to cudgel. [Richardson 1885]
Endriteny 
manonjaka
nanonjaka
hanonjaka
manonjaha

2010/05/14