Teny iditra manonjona (tonjona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mambata, manentana, manainga [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] to raise up, to lift up [Richardson 1885]
Endriteny 
manonjona
nanonjona
hanonjona
manonjòna

Teny iditra manonjòna (tonjona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonjona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2014/10/05