Teny iditra manonkona (honkona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy honkona, na anjonjany (vy boribory itsofohan' ny zaran' antsy na zaram-pangady): Manonkona tehina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manonkona
nanonkona
hanonkona
manonna

Teny iditra manonkòna (honkona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonkona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/05