Teny iditra manonofinofy (nofinofy (nofy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Torimaso mahasodoka, fa ny eritreritra lasalasa, manonofinofy, ny tena valabalaka, mavesabesatra, tsembotsemboka. [2.499]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manonofinofy, manonofinofin', manonofinofin-, manonofinofim-
Ny lasa : nanonofinofy, nanonofinofin', nanonofinofin-, nanonofinofim-
Ny hoavy : hanonofinofy, hanonofinofin', hanonofinofin-, hanonofinofim-
Tovy hevitra manofinofy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20