Teny iditra manonofy (nofy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mahita amin' ny torimaso: Nanonofy an-dRakoto rainy, hono, izy
¶ Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanonofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny volana aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to dream. [Richardson 1885]
   to dream, to dream of [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   rêver de, rêver [Hallanger 1974]
Endriteny  
manonofy
nanonofy
hanonofy
manonofisa
Fitovian-keviteny   manofy

Teny iditra mañonofy (honofy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] manonofy [Rakotosaona 1972]

2013/04/05