Teny iditra manonotra (onotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manongotra volo [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] manongotra (mamolovolo) [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy to pluck. [Richardson 1885]
Endriteny 
manonotra
nanonotra
hanonotra
manonota, or manonora

2010/05/14