Teny iditra manonta (tonta)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maniera
¶ Manao printy: Manonta boky
¶ Mampiditra anaty lasitra, manao (biriky): Mahay manonta biriky tsara Rabe. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to stamp; to press down on; to print [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay frapper ou battre avec quelque chose; imprimer [Hallanger 1974]
Endriteny 
manonta
nanonta
hanonta
manontà
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra manontà (tonta)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonta [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/06