Teny iditra manontany (ontany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao teny mila setriny na valiny: Manontany anao aho ka valio
¶ Manadina: Nanontany an' Isambilo momba ny bika aman' endriky ny tany ny mpampianatra
¶ Maka ambavany, mamotopototra: Nanontany ny voampanga ny mpamototra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to inquire, to investigate, to make a search, to question [Richardson 1885]
 to ask a question, to interrogate [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay poser une question; questionner, interroger [Hallanger 1974]
Endriteny 
manontany
nanontany
hanontany
manontania
Teny mitovy hevitra miontany
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Tsy manondro olona ho mpangalatra tsy akory aho fa mba manontany fotsiny. [Andraina: Mitaraina, takila 74]
2Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 153]
Teny nalaina 

2012/07/16