Teny iditra manontolo (tontolo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy misy analana, iray tsy vaky: Nahalany mofo iray manontolo
Mitovy hevitra: bontolo ~ tsy misy mipika ~ tsy mivaky ~ tsy nahafahana [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [Rajohanesa: Kintana]
2- mangorangorana iray ihany ny tenany manontolo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 53]
3Nandritra ny ady manontolo anefa dia ory vary Antsihanaka. [Andraina: Mitaraina, takila 123]

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/08