Teny iditra manontsana (hontsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manakorian-drano ao anaty zavatra, manetsiketsika rano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Manontsàna vava isa-maraina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to rinse by shaking; to shake the bottle before using [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rincer en secouant [Hallanger 1974]
Endriteny 
manontsana
nanontsana
hanontsana
manontsàna

Teny iditra manontsàna (hontsana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manontsana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra Manontsàna vava isa-maraina [Rajemisa 1985]

2012/07/16