Teny iditra manony (tony)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manaketraka: Hain' i Kristy ny nanony ny tafiodrivotra
¶ Mampionona: Manony ny alahelon' ny manamanjò ny mpamangy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to calm, to pacify [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   calmer, apaiser [Hallanger 1974]
Endriteny  
manony
nanony
hanony
manone

Teny iditra mañony
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] manonona [Rakotosaona 1972]

2012/07/16